Entrée mahasehaka (sehaka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mahasempotra: Mahasehaka lahy ity fiakarankely ity
¶ Mahavita zavatra, mahomby: Nahasehaka ilay raharaha ihany lahy ny rahalahinao. [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31