Entrée mahasaikatra (saikatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manalasala, mahamenatra [1.1]
Explications en anglais To cause hesitation, to embarrass [1.7]
Explications en français Faire hésiter, embarrasser [1.8]
Exemples 
1Koa mahasaikatra sy manavia azy ery izany hoe hiava-kavaka amin' ny be sy ny maro, hamaky sehatra sy hivongana irery: satria toa dia manao ny tena ho inona! [2.296]
2Mba ilaina ihany angamba ny milaza, na dia mahasaikatra ahy aza izany, fa nampanahy ahy teo am-piandohana ny tsy raharahako ireo fianarana totovorika rehetra ireo. [2.4]
Morphologie 
Présent : mahasaikatra
Passé : nahasaikatra
Futur : hahasaikatra

Entrée mahasaikatra (saikatra)
Partie du discours adjectif
Explications en anglais Embarrassing [1.7]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/03/02