|
|
|
|

Teny iditra1  mahari-pery
Singan-teny  2 maharitra, 3 fery
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mahazaka izay fahavoazana manjò; manan-kerimpo hizaka izay mahazo, izay mihatra, izay fahoriana na zava-tsarotra mitranga: Mahari-pery ny Malagasy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12