|
|
|
|

Teny iditra1  mahamasaka
Fototeny  2 masaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to be sufficient for cooking; to cook until well done ; to be able to prepare a proposal properly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 être suffisant pour faire cuire ; faire bien cuire ; être capable de bien préparer un projet. [1.8]
Ohatra  6  Noho izany, dia mangata-tsodrano sy ranom-bavaka aminareo izahay, tompoko, fa ny ranonando mahamasaka ny vary, ary ny ranom-bavaka mahabe fanam-binana; [2.346#39]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 mahamasaka, 13 mahasamaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09