|
|
|
|

Teny iditra1  mahalala fomba
Singan-teny  2 mahalala, 3 fomba
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mahafantatra ka manaraka ny fitsipiky ny fifanajana eo amin' ny fiaraha-monina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12