|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahadomelina |
| Fototeny | 2 domelina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mahadoroka.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 stupéfiant.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Raha ngeza be na kely dia kely dia mety midika fa voapoizina na vokatry ny zava-mahadomelina sasany.
[2.424#]
|
| Kamban-teny rehetra | 7 zava-mahadomelina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|