|
|
|
|

Teny iditra1  mafana tanana
Singan-teny  2 mafana, 3 tanana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona izay mety hanimba ny fikasihany tanana; mahavoa raha mamely. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fanatamanana, 7 mafana tanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12