Entrée mafana fo (fana, fo)
Partie du discours locution
Définition malgache mavitrika sy be herimpo rehefa miasa, manao zavatra: Mafana fo ianareo ka vita haingana ny asa [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31