Entrée lovia
Partie du discours nom
Explications en malgache Tanty vy na porisilaina talesaka atao fasiana ny sakafo loarana, vilia: Vary iray lovia [1.1]
Explications en anglais A dish [1.7]
Explications en français Assiette, plat [1.8]
Exemples 
1Dia nitosaka ny hena kisoa sy ny vary, feno ilay lovia be iny. [2.606]
2Mety ho vahoaka mpandevina koa no ho tonga fa tsy mpaka lovia. [2.643]
Mots composés 
Phytonymes 
Autres orthographes 
Proverbes 
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/07/30