|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lovana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  lova
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Azo na raisina avy amin' ny ray aman-dreny: Vola kely fa tany betsaka kosa no nolovany tamin' ny ray aman-dreniny / Aretina nolovany tamin' ny reniny io
Explications en anglais  9  [1.7] to be inherited
Explications en français  10  [1.8] qu'on hérite; dont on hérite

Entrée (2/2)11  lovana
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  [1.1] Ireo hazo roa eo andany sy ankilan' ny vavahadim-bohitr' omby izay noloahana mifanandrify mba hidiran' ny tsivalany rehefa hidiana ny vala. (Ny olona antitra efa konka izay tsy afa-mitraka intsony rehefa mipetraka ka manjary avo noho ny lohany ny lohaliny roa dia natao hoe "midi-dovana" satria noharina amin' ny lovana ny lohaliny roa amin' izay)

Anagrammes  14  alavon, avalon, lovana, nalavo, navalo, novala, valona, volana

Mis à jour le 2025/07/29