|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lombombava |
| Singan-teny | 2 lomboka, 3 vava |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Fomba fisampin-damba manarona ny vava mba tsy tiana hahitan' ny olona ny fihetsiky ny vava na koa mba hoenti-maneso ny olona iresahana
[Betsileo]
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|