Entrée lolompaty (lolo, faty)
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana lolo lehibebe izay maintimainty manopy mena ary misy pentna boribory lehibe mangamanga eo amin' ny ilany ambony toy ny maso roa makadiry, ka izany no nahatonga ny anarany koa hoe kakabemaso [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes kakabemaso

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31