|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lokaloka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Voadivoady, toky mafana. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/3)10  lokaloka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 tavindona [Bara, Sihanaka] [1.78]
13 tavindolana [Tambahoaka, Bezanozano, Tanosy] [1.78]
14 Vatan-kazo noloahana toy ny lakana atao fanomezan-tsakafo ny biby [Tsimihety] [1.1]
15 tavy fampiasan'ny mpanao trano
16 tavy fihinanan'ny biby [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  17 auge, hourdis [1.13]
Tovy hevitra  18 horidia, lolana
Mpanahaka  19  kilany, 20  tavindolana

Teny iditra (3/3)21  lokaloka
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 dikidiky, rikoriko [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  24 kalokalo, 25 kolakola, 26 lakolako, lokaloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31