|
|
|
|

Teny iditra1  lohakohony
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny faritra ambony indrindra amin' ny lalan-kanin' ny biby, na ny faritra eo ambonin' ny haranany ho an' ny vorona. [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12