|
|
|
|

Teny iditra1  lobo maso
Singan-teny  2 lobo, 3 maso
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona be hodimaso sy be volomaso mikopakopaka eo ambony maso. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12