|
|
|
|

Teny iditra1  lietna-kolonely
Singan-teny  2 liet, 3 kolonely
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny komandà ary ambanin' ny kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de frégate amin' ny tafika an-dranomasina. [1.1]
Voambolana  6  Miaramila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12