|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 levy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antesaka] fangotrahana
[1.78] 4 [Bara] roatra, fandevenana [1.78] 5 Famorivorin' ny rano hafanaina ka efa madiva hangotraka, na ny zavatra aotrika elaela mba hasisosiso. [1.1] 6 famorivorin'ny rano mangotraka [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 ébullition
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how levy |
| Teny iditra (2/2) | 18 Levy |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Levy
[2.996] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 Levi
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 Lévi
[2.996] |
| Voambolana | 23 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 24 levi |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 25 Toko sy andininy momba Levy |
| Fivaditsoratra | 26 Levì, Levy, levy, 27 vely |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/23 |
|