|
|
|
|

Teny iditra1  levenam-bola
Singan-teny  2 levenana, 3 vola
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 vola notehirizin' ny olona taloha, izay nataony tao anaty vilany tany anaty tany.
6 Soa natao izay tokony handraisam-baliny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 (lit. buried money), advantages accrued due to past good deeds. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 économies; avantages dûs aux bonnes action dans le passé. [1.8]
Voambolana  9  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02