Entrée lemena (lemy)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Atao bodaka, mihonankonana: Nolemena tsara aloha ny rihitra
¶ Atao malefaka, mora tsakoina: Lemena anaty rano aloha ny tsaramaso vao handroina. ~ Lemeo tsara ny hena
¶ Tonga mihena hery: Nolemen' ny aretina roa volana izy ~ Aza mety ho lemen' ny naman-dratsy
¶ Kapohina, lakasina: Nolemen-drainy ny hazo Ilita vao hendry [Rajemisa 1985]
Morphologie 
lemena
lemeko
lemenao
lemeny
lementsika
lemenay
lemenareo
lemen'
lemen-
lemem-
leme-
nolemena
nolemeko
nolemenao
nolemeny
nolementsika
nolemenay
nolemenareo
nolemen'
nolemen-
nolemem-
noleme-
holemena
holemeko
holemenao
holemeny
holementsika
holemenay
holemenareo
holemen'
holemen-
holemem-
holeme-
lemeo

Mis à jour le 2020/07/31