Entrée lela vola (lela, vola)
Partie du discours nom
Définition malgache (taloha): vola tsy vaky, ariary
¶ (ankehitriny): teny enti-milaza vola vy na taratasy azo ampiasaina avy hatrany amin' izao, fa tsy taratasim-bola mbola tokony hatakalo; enti-milaza tena vola fa tsy taratasim-bola na zavatra mitovy vidy amin' ny vola: Saiky haloany vary ny karamako, kanefa tsy nety aho fa nasaiko nataony lela volaihany [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31