Entrée lel' antsy (lela, antsy)
Partie du discours locution
Définition malgache ilay vy manify maranitra amin' ny antsy: Mizara roa ny tenan' ny antsy, dia ny zaran' antsy sy ny lelan' antsy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a knife blade [Hallanger 1973]
Traduction française lame d'un couteau [Hallanger 1974]
Autres orthographes 

Entrée lelan-tsy (lela, tsy)
Partie du discours locution
Traduction française lame d'acier [SLP 1986]

Mis à jour le 2020/07/31