|
|
|
|

Teny iditra1 lefonina
Fototeny  2lefona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsatohana amin' ny lefona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be speared [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on sagaie [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 filañone, 12 lefonina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12