|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lavanty
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3 used adverbially for always, continually [1.2]
Kamban-teny rehetra  4 efa ho lavanty

Teny iditra (2/2)5  lavanty
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Varojavatra ampahibemaso ifanongonana hatrany ny vidiny tononina ka izay manonona ambony indrindra -- rehefa antsoina intelo ka tsy misy mihoatra intsony -- no mahazo ilay zavatra: Hatao lavanty ilay trano atsy Ambodivona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 an auction [1.2]
9 an auction sale [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 vente aux enchères [1.8]
Ohatra  11  Tao an-tokotanin-tsekoly no nanaovana ny lavanty. [2.472#]
12  Saingy nony natao ny lavanty dia tsy mba nividy mofo na saosisy akory i Maman. [2.356#]
Kamban-teny rehetra  13 atao lavanty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17