Entrée latsaka ankady
Mots élémentaires latsaka ; hady
Partie du discours locution
Explications en malgache Potraka an-tevana
Enti-milaza ny olona voan' ny fahavoazana ara-karena
Tsy nataonareo vato latsaka an-kady izahay: teny ataon' ny olona vangiana manlo amin' ny mpamangy mba hilazana fa tsy nariany tamin' ny fahoriana nahazo azy izy [1.1]

Entrée latsaka ankady
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Taifasy] Teraka (raha alika) [1.78]

Mis à jour le 2023/10/28