|
|
|
|

Teny iditra1  lasam-binany
Singan-teny  2 lasa, 3 vinany
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary. [1.1]
Ohatra  6  Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina. [2.5#]
Tovy hevitra  7 lasam-borona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12