|
|
|
|

Teny iditra1  lany mbamin' ny tanin-ketsa
Singan-teny  2 lany, 3 mbamy, 4 tany, 5 ketsa
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 fahataperan' ny fananana hatramin' ny kely indrindra (fiteny matetika amin' ny olona mandanilany foana ny hareny amin' ny loka na zavatra mitovitovy amin' izany) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12