|
|
|
|

Teny iditra1  lany be
Singan-teny  2 lany, 3 be
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Lany fatotra amam-pondrana, lany mondron-kery, manaraka mbamin' ny taninketsa, ny any an-tsalaka no miala, mitain-kidin-trano, lany karaoka, lany harena, ravaharena, botry, mitondra kitra, mikiky rindrim-baky, makiky [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12