Entrée lany andro
Mots élémentaires lany ; andro
Partie du discours locution
Explications en malgache Efa tsy fampiasa intsony amin' ilay fotoana itenenana; enti-milaza ny zavatra efa tapitra ny fe-potoana nampahalaza azy, ka tokony hasiampanavaozana
Mijanona maharitra amin' ny raharaha tsy misy antony firy, na variana amin' ny lalao sy korana [1.1]

Mis à jour le 2023/04/22