|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  lango
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vary lena sy manta endasina dia totoina ka hanina
4 Teny malemilemy entina hanambatambazana; fandrokirokiana sy tambitamby entina hanambakana na hamitahana [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 15  lango
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 [Antemoro] Vary vao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 [Betsileo] Taches de riz incomplètement mûr dans une rizière irrégulière on ne les coupe pas au moment de la moisson. Elles sont appelées en Imerina : songom-bary. [1.196]

Teny iditra (3/3) 19  lango
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 [Merina] Nom donné aux plantes cultivées quand elles sont encore en herbe (surtout les céréales) ou quand leurs fruits sont immatures ou leurs grains encore laiteux. Par exemple langom-bary, langon-katsaka, langom-boanemba : [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io

Fivaditsoratra  lango, 24 ngola

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07