|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  lampy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Saiky marin-tampona [1.1]
Fikambanana  4  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io

Teny iditra (2/3) 5  lampy
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 vilia be talesaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 plat de service [1.13]
Voambolana  9  Toe-karena: hanina
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Teny iditra (3/3) 11  lampy
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 fototeny niavian' ireto teny ireto izay hita any amin' ny toerany avy: solampy, vatolampy, lampihazo,lampivato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 great flat stones, slabs or marble, etc [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15 dallage [1.13]
Voambolana  16  Toe-karena: fanorenana
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 8 misy io teny io

Fivaditsoratra  lampy, 18 mpila

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04