Entrée lamokany
Partie du discours nom
Explications en anglais Addled, used of eggs; bad, used of the disease called tety, and of a kind of pulse [1.2]
 An unhatched rotten egg [1.7]
Explications en français Oeuf couvé mais gâté [1.8]
Exemples 
1Misy koa ireo mpanotri-borona raha mandinika ny atody dia fantany ny ho foy sy ny ho lamokany. [2.285]
2Foto-goavy ira no nandalovany ary voany roa sy telo, lamokany tsy misy nahita no notazany sy nasesiny ambava. [2.470]
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/07/22