|
|
|
|

Teny iditra1  lamba landy
Singan-teny  2 lamba, 3 landy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 lamba natao amin' ny landikely ka vita tenona mihitsy ny sorany [1.1]
Tovy hevitra  6 lamba akotifahana, lamba landihazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12