|
|
|
|

Teny iditra1  lalimanga
Singan-teny  2 lalitra, 3 manga
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan-dalitra mangamanga, lehibe noho ny lalitra tsotra, fia mipetapeta ka amin' ny maloto ary matetika manatody eny amin' ny hena ka mahatonga azy ho maimbo haingana.. [1.1]
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11