|
|
|
|

Teny iditra1  lalam-boahangy
Singan-teny  2 lalana, 3 voahangy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 arabe migodana sady tsara, matetika voavoly hazo ny ilany roa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12