|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lalambe |
| Singan-teny | 2 lalana, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[lalam-be]
5 arabe malalaka sady voavoatra tsara
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a main road
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 grande route, avenue
[1.8] |
| Ohatra |
8 Trano be miezinezina, lalambe migodana, mifanapatapaka sy miantsampy hatreny antenatenan' ny havoana, vahoaka mifanerasera toy ny hamonjy fety:
[2.499]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 11 Fitaterana |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|