| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 lakan-drano | 
| Singan-teny | 2lakana, 3rano | 
| Sokajin-teny | 4 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 tatatra natao handehanan' ny rano. Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan' olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana ny tany manodidina [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 canal [1.13] | 
| Ohatra | 
7 Badain' ny tompon-tatatra ny lakandrano mankamin' ny tany tsy tiany hahazo.
[2.472#] 
 8 Ny hadin-tany dia asa entina manamaintimolaly ny fanjakana : lakandrano, fefiloha, tetezana. [2.113#]  | 
| Teny iditra (2/2) | 9 lakan-drano | 
| Sokajin-teny | 10 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
11 ilazana ny lakandamosina; ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina [1.1] | 
| Voambolana | 12 Haiaina | 
| Tovy hevitra | 13lakamosina, lakandamosina, lakandrano-damosina | 
| Kamban-teny rehetra | 14lakandrano-damosina | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |