|
|
|
|

Entrée1  lakan-drafitra
Mots élémentaires  2  lakana, 3  rafitra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  lakana vita amin' ny hazo maro natambatambatra fa tsy amin' ny hazo iray noloahana [1.1]
Explications en français  6  pirogue en planches [Betsimisaraka] [1.78]
Exemples  7  lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo [2.285#137]
8  Ary vao tamin' ny 1985 dia namakivaky ny Ranomasimbe Indiana ry Robert Hobson sy ny namany tamin' ny lakandrafitra tsotra nataony hoe Sarimanok. [2.508#14]
Vocabulaire  9  Navigation

Mis à jour le 2025/09/12