|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lakamoina
Fototeny  2 lakamo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Darofana, atao vely kitay: Nolakamoiny teo ilay ankizy vao navelany. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9 alakamoina

Teny iditra (2/2)10  lakamoina
Sokajin-teny  11  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  12 same as lakasina. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12