|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lakalaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza olona morainy, tsy sarotiny, manao izay tianao..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 impertinent, intrusive, forward, impudent.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qui s'accommode de tout.
[1.196] |
| Ohatra |
6 Mba olona lakalaka koa Itakoto - mitsapatsapa zavatra.
[1.437#]
7 Nefa atao ahoana no fahalala ny lahatra, miankina amin' ny ao am-pon' ny any ambony, lakalaka tsy taka-polopolorina? [2.296#] |
| Kamban-teny rehetra | 8 lakalaka anie Andriamanitra |
| Teny iditra (2/2) | 9 lakalaka |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 a plant.
[Tankarana]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 Cynometra commersoniana Baill. (Fabaceae). Comme laka.
[Tankarana, Tsimihety, Sakalava, Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 14 kalalaka, 15 lakalaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|