Entrée | laingoana (laingo) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Entimilaza ny nify asiana na petahana ny ravin' ny laingo notsakotsakoina: Nolaingoany ny nifiny fa efa ela hono no tsy namotsiany azy [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | laingoina | ||||||||
Anagrammes | angolaina, iangolana, laingoana |
Mis à jour le 2023/04/09 |