|
|
|
|

Teny iditra1  lafi-drihana
Singan-teny  2 lafika, 3 rihana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 rairain-drihana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 solive. [1.13]
Ohatra  7  Miharihary ny lafidrihana ambony izay ravadravahan' ny molaly sy ikorotsahan' ny vovoka raha sendra misy mandeha ao an-trano fandriana. [2.285#]
Voambolana  8  Toe-karena: fanorenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12