Entrée lafarinina
Partie du discours nom
Explications en malgache Totom-barimbazaha. (Ny mangahazo na vary voatoto ho koba dia azo ambara ho lafarinin' ireny zavatra ireny) [1.1]
 Koba vita amin' ny varimbazaha: Rehefa miakatra ny vidin' ny lafarinina dia misondrotra ny vidin' ny mofo dipaina [1.62]
Explications en français Farine [1.5]
Vocabulaire 
Origine Français: la farine.
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31