Entrée labiera
Partie du discours nom
Explications en malgache Fisotro misy alkaola kely vita amin' ny karazam-barimbazaha atao hoe "orge", izay alona hamorivory mba hahatonga ny siramamy ao aminy ho alkaola, dia asiana "houblon" hampangidingidy ny tsirony sy hahamanimanitra ny fofony [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: la bière.

Mis à jour le 2020/07/31