|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kovika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 baraingo, bingo, miforitra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 tortueux dont les fibres sont intriquées. [1.196]

Teny iditra (2/2)5  kovika
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Karazan-kazo mitovy amin' ny hintsy izay ahazoana hazo vony antitra tsara tarehy fanaovam-panaka. [Taisaka] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Nom donné à plusieurs bois très nerveux). Surtout : Afzelia sp. (Fabaceae). Arbre voisin du hintsy, fournissant un beau bois de couleur jaune foncé, mais difficile à travailler. Utilisé cependant en menuiserie et pour les constructions.. [Taisaka, Tanosy] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  10 kovika, 11 vokaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09