|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kotsetsotsetso |
| Fototeny | 2 tsetsotsetso |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Basivava mivatsavatsa tsy mahalala fomba fa mitsatsaingoka befahatany.
5 Enti-milaza olona mamindra manao dingampohy ary matetika kely.. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|