| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 kotsetsa | 
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Basivava, mpitsaontsaom-bava, be taria sy mipentsompentsona mandrakariva tsy misy handatsahan' ny sasany [1.1] | 
| Sampanteny | 
  | 
| Mpanahaka | 15 bekamentsona, 16 bekarajia, 17 marovava, 18 mpikamentsona, 19 mpipentsompentsona, 20 mpitafa, 21 mpitaria, 22 mpivatsavatsa, 23 tsaontsaombava | 
| Fivaditsoratra | 24 kotsetsa, 25 tsetsoka | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 | 
 |