Entrée kotsana (kotsa)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Lemana atao vonto, izany hoe tafiditry ny rano ny hoditra na votoatin' ny zavatra: Nokotsain' ny zanakao mihitsy ny zanako ka atahorako sao harary [1.1]
Morphologie 
Présent : kotsana, kotsako, kotsanao, kotsany, kotsantsika, kotsanay, kotsanareo, kotsan', kotsan-, kotsam-, kotsa-
Passé : nokotsana, nokotsako, nokotsanao, nokotsany, nokotsantsika, nokotsanay, nokotsanareo, nokotsan', nokotsan-, nokotsam-, nokotsa-
Futur : hokotsana, hokotsako, hokotsanao, hokotsany, hokotsantsika, hokotsanay, hokotsanareo, hokotsan', hokotsan-, hokotsam-, hokotsa-
Impératif : kotsao
Synonymes kotsaina

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05