|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kotona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazo maina na volotsangana norarina mba hipetrahan' ny tafo tamin' ny trano malagasy fahiny
4 Toetran' ny zavatra mikotona tsara sy mifanety, mifanizina fatratra [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 trano kotona |
| Teny iditra (2/2) | 12 kotona |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 (comme adjectif, le même mot veut dire : serré, comme les cheveux sur la tête. Allusion aux feuilles linéaires et très nombreuses). Hydrotriche hottoniiflora Zucc. (Plantaginaceae). Plante aquatique immergée, à jolies fleurettes poussant hors de l'eau. Elle a été introduite en Europe par les aquariophiles. Voir aussi volonkotona.
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 17 antoko, 18 kanoto, 19 kotano, kotona, 20 tokona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|