|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kotika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Rovitra sy potipotika, simba sy misafotofoto. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 déchiré, mis en pièces, réduit en menus morceaux ; comparer au sanscrit kuttak. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  7 kotikotika
Mpanahaka  8  rotika

Teny iditra (2/3)9  kotika
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Karazam-borona. [1.1]
Voambolana  12  Haibiby: vorona

Teny iditra (3/3)13  kotika
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Hazo misy tsilony; fanao fanafody fampivalanana ny fakany. [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16 (sens général : ). Nom donné à diverses plantes dont les rameaux hachés menus servent à faire des paillasses. Elles ont la réputation d'être insectifuge. Ce sont surtout :.
17 Croton sp. (Euphorbiaceae) Signalé par Leandri et Faublée.. [Sakalava]
18 Flueggea microcarpa Blume (Phyllanthaceae) (d'après Humbert 19029).. [Tankarana] [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20 katoky, 21 kitoka, 22 kotika, 23 takoky, 24 tokaky, 25 tokika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09