|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 koretehina |
| Fototeny | 2 koretika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Akorontana, asafotofoto: Nokoretehin' ny ankizy ny entana tao an-trano.
5 Atao mirango-tsaka: Aza koretehina toy izao ny soratrao, anaka. 6 Atao miboredika, misavorovoro: Nahoana no koretehina tahaka izany ny fiteninao. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11 |
|